Songtexte.com Drucklogo

Noana Be Songtext
von The Dizzy Brains

Noana Be Songtext

Naona be
Naona be oa za
Manimanina ery é
Mitady love lava zao


Naona be
Ndao ry sipa hoento aho
Hirenireny kely any é
Any ambovo izaho sy ianao
Esory ny akanjo zao dia zao
Pio ny jiro, fa izaho sy ianao
Hirenireny kely ao anaty fandrina
Tsy quoi ny mikakakiaka f′efa izay lay kiffa

Naona be
Naona be oa za
Maninamanina ery é
Mitady love lava zao

Manimanina ery é

Songtext kommentieren

Log dich ein um einen Eintrag zu schreiben.
Schreibe den ersten Kommentar!

Beliebte Songtexte
von The Dizzy Brains

Quiz
Welcher Song ist nicht von Britney Spears?

Fans

»Noana Be« gefällt bisher niemandem.