Songtexte.com Drucklogo

Taraina Songtext
von Tarika

Taraina Songtext

Omeko anao ny vola
Omeko anao ny harena ireo
Omeko raha maromaro ianao
Kanefa ianao tsy mety afapo a re

Oia akory ataoko anao
Oia

Oia
Tsy ilaiko akory izany re
Aleoko tsy mitia ihany anie
Oia
Tsy vola amankarena no ilaiko
Satria tsy mety sambatra ny saiko re
Oia


Afoiko anao ny tany
Ny lanitra angamba sarotra ihany
Hanaovako tononkalo sy hira
Iarahana mikalo atao souvenir
Oia ekenao ve
Oia

Oia
Sanatria aho anie ka tsy handà
Oia
Ny foko anefa dia tsy ho sahy
Oia
Ny tenako miasa andro aman′alina
Ny saiko anie dia tsy milamina

Soa ataoko anao tsy hitanao anefa
Nomeko anao izay vitako rehetra
Oia
Akory ataoko anao
Oia
Soa ataoko anao tsy hitanao anefa
Nomeko anao izay vitako rehetra
Oia
Akory ataoko anao

Songtext kommentieren

Log dich ein um einen Eintrag zu schreiben.
Schreibe den ersten Kommentar!

Beliebte Songtexte
von Tarika

Fans

»Taraina« gefällt bisher niemandem.