Hagale Songtext
von Stenny
Hagale Songtext
Fifaliana hafa kely
No atolotro ho anao
Ry tanora tovolahy
Sy tanora tovovavy
Tsy hoe handihy rock
Na hoe hisotro toaka
Fa hijery Ilay Mahery
Andriamanitra mahagaga
Hafa kely kosa
Hafa kely kosa
Ny fifaliana tsapa
Miaraka amin ′I Jesoa Kristi
Hafa kely kosa
Hafa kely kosa
Ny fitahiana azo
Miaraka amin 'I Jesoa Kristi
Ny an′izao tontolo izao
Mila mijery video
Na manenjika boîte de nuit
Fa rehefa avy eo dia lasa 4'mis
Fa ny eo amin' I Kristi
Fifaliana maharitra
Loharano miboiboika
Natao haharitra
Mandrakizay
Hafa kely kosa
Hafa kely kosa
Ny fifaliana tsapa
Miaraka amin ′I Jesoa Kristi
Hafa kely kosa
Hafa kely kosa
Ny fitahiana azo
Miaraka amin ′I Jesoa Kristi
Andramo kely anie
Raha tsy tsapanao 'reo
Voalaza ireo
Fa hiova ny fiainanao
Raha mandray Azy ianao
Hafa kely kosa
Hafa kely kosa
Ny fifaliana tsapa
Miaraka amin ′I Jesoa Kristi
Hafa kely kosa
Hafa kely kosa
Ny fitahiana azo
Miaraka amin 'I Jesoa Kristi
No atolotro ho anao
Ry tanora tovolahy
Sy tanora tovovavy
Tsy hoe handihy rock
Na hoe hisotro toaka
Fa hijery Ilay Mahery
Andriamanitra mahagaga
Hafa kely kosa
Hafa kely kosa
Ny fifaliana tsapa
Miaraka amin ′I Jesoa Kristi
Hafa kely kosa
Hafa kely kosa
Ny fitahiana azo
Miaraka amin 'I Jesoa Kristi
Ny an′izao tontolo izao
Mila mijery video
Na manenjika boîte de nuit
Fa rehefa avy eo dia lasa 4'mis
Fa ny eo amin' I Kristi
Fifaliana maharitra
Loharano miboiboika
Natao haharitra
Mandrakizay
Hafa kely kosa
Hafa kely kosa
Ny fifaliana tsapa
Miaraka amin ′I Jesoa Kristi
Hafa kely kosa
Hafa kely kosa
Ny fitahiana azo
Miaraka amin ′I Jesoa Kristi
Andramo kely anie
Raha tsy tsapanao 'reo
Voalaza ireo
Fa hiova ny fiainanao
Raha mandray Azy ianao
Hafa kely kosa
Hafa kely kosa
Ny fifaliana tsapa
Miaraka amin ′I Jesoa Kristi
Hafa kely kosa
Hafa kely kosa
Ny fitahiana azo
Miaraka amin 'I Jesoa Kristi
Lyrics powered by www.musixmatch.com
