Songtexte.com Drucklogo

Sambo de gera Songtext
von Mahaleo

Sambo de gera Songtext

Io ilay sambo de gera nitondra Dada niady tany an-dafy a
Io ilay sambo de gera nitondra Dada niady tany an-dafy a
Nisy vazaha mena sofina be iray nitondra ny sambo
Nisy vazaha mena sofina be iray nitondra ny sambo


Io ilay kiraro de gera nohentin′i Dada niady tany an-dafy a
Io ilay kiraro de gera nohentin'i Dada niady tany an-dafy a
Tokana tokana tokana sisa tavela
Io ilay kiraro de gera nohentin′i Dada niady tany an-dafy a
Io ilay kiraro de gera nohentin'i Dada niady tany an-dafy a
Tokana tokana tokana sisa tavela

Io ilay akanjo de gera nohentin'i Dada niady tany an-dafy a
Io ilay akanjo de gera nohentin′i Dada niady tany an-dafy a
Feno feno feno diana bala
Io ilay akanjo de gera nohentin′i Dada niady tany an-dafy a
Io ilay akanjo de gera nohentin'i Dada niady tany an-dafy a
Feno feno feno diana bala

Maty izy Baba ka maty izy Neny e
Maty izy Baba ka maty izy Neny e

Songtext kommentieren

Log dich ein um einen Eintrag zu schreiben.
Schreibe den ersten Kommentar!

Beliebte Songtexte
von Mahaleo

Fans

»Sambo de gera« gefällt bisher niemandem.