Songtexte.com Drucklogo

Ampy Izay Songtext
von Mage 4

Ampy Izay Songtext

Ampy izay, hifarana hatreo
Ilay fitiavantsika roa
Eny hifandao tsy hihaona intsony
′Zany izaho sy ianao
Ohohoh
Ampy izay, hifarana hatreo
Ilay fitiavantsika roa
Eny hifandao tsy hihaona intsony
'Zany izaho sy ianao
Ohohoh
Eny sitrakao ny nandao
Tsy tazomina ela, mandehana
Fa izaho koa tsy sahazanao
Avelao aho ho toy izao
Ohohoh
Raha ianao hatramin′izay
No misafidy izay tokony hatao
Ankehitriny ampy izay
Avelao aho!!
Fa raha handeha ianao
Dia soavadia aza miherika intsony
F'izaho tsy afaka mitana izay tsy tamana
Raha ianao hatramin'izay
No misafidy izay tokony hatao
Ampy izay
Avelao aho!!
Fa raha handeha ianao
Dia soavadia aza miherika intsony
Tsy afa′mitana izay tsy tamana

Songtext kommentieren

Log dich ein um einen Eintrag zu schreiben.
Schreibe den ersten Kommentar!

Ähnliche Artists

Fans

»Ampy Izay« gefällt bisher niemandem.