Tsodrano Songtext
von Alalà
Tsodrano Songtext
Ireo adalana mameno ny sainao zay
Aza atao veloma
Fa efa namana fahizay
Ireo nofy adala tsy sasatra miandry anao
Koa mandehana velomy
Ireo no namana tsy mandao
•••
Ilay ranomaso efa amorony fa tsy nalatsakao Rehefa takariva avelao hamiratra ny takolao
Ireo adalana mameno ny sainao zay
Aza atao veloma
Fa efa namana fahizay
Ireo nofy adala tsy sasatra miandry anao
Koa mandehana velomy
Ireo no namana tsy mamandao

Lyrics powered by www.musixmatch.com